– RAHARAHAM-PIRENENA – Nifamotoana tetsy Ankerana androany ireo kandida 11 sy ny firaisamonim-pirenena
– FANABEAZANA – Talen-tsekoly miisa 2.700 mahery avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no misitraka finday »smartphone » nomen’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena amin’ity andiany voalohany ity
– FOTO-DRAFITRASA – Nametraka fitoriana ho “an’olona tsy fantatra” ny ministeran’ny Asa vaventy amin’ny fangalarana ireo vy eo amin’ny tetezan’i Mantagisa
– HETSIKA – Ho tanterahina etsy Analakely ny 28 sy 29 septembra izao ny Forum Handicap Emploi
