VAOVAO – MINUTE FLASH 23 AOGOSITRA 2023

– FITRANDRAHANA – Vita sonia ny fanavaozana ny fifanarahana eo amin’ny governemanta sy ny orinasa QMM
– FIFIDIANANA – Tsy mbola nisy nanatitra taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana androany
– ATLETISMA – Laharana fahafito teo amin’ny  » serie numéro 2″ tamin’ny hazakazaka 100 m misy fefy i Sidonie Fiadanantsoa ny fiadiana ny tompondaka eran-tany
– HABAKA – Tafapetraka teny amin’ny volana ny sambon-danitra indianina Chandrayaan-3