-Baolina kitra – Tsy isan’ireo mpilalao hiazo an’i Algérie handray anjara amin’ny Chan I Tsito Razafindrasata, voaantso ao anatin’ireo 26 kosa i Tsilavina Fanomezantsoa
-Fifandraisana iraisam-pirenena – Nanolotra mari-boninahitra ho an’ny masoivoho egyptianina sy ny tale an’i ONUSIDA
-Ministeran’ny Raharaham-bahiny – Nahazo fampitaovana avy amin’ny Sinoa
-Mahajanga – Hisy fanembatsembanana ny fifamoivoizana mandritra ny fankalazana ny Noely