VAOVAO – MINUTE FLASH 23 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona enina no matin’ny Covid-19 omaly alatsinainy, 66 ny tranga vaovao
– FAMPIANARANA AMBONY : 5100 ny isan’ireo mpianatra nahazo vatsim-pianarana omaly alatsinainy
– BAOLINA KITRA : Efa tonga any Bahir Dar avokoa ny mpilalao malagasy hiatrika ny lalao hihaonana amin’ny Etiopia rahampitso alarobia