VAOVAO-MINUTE FLASH 23 MAY 2023

JIRAMA – Niverina indray ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny mandodina
BASKETBALL – Hifantoka bebe kokoa amin’ny fanaovana lalao fitsapana ny fanomanan-tenan’ny Ankoay 3×3 amin’ity herinandro farany ity
RAHARAHAM-PANJAKANA – Manaraka atrik’asa mandritra ny hateloana any Toamasina ireo governoran’ny faritra
ALONDRANO – Tafiditra ao anatin’ny faritra mena ny faritra Toliara hatrany Taolagnaro androany hatramin’ny rahampitso.