VAOVAO – MINUTE FLASH 23 OKTOBRA 2020

Affiche YouTube

– SIDINA IRAISAM-PIRENENA : Niampy enina ireo firenena tsy afaka iondranana raha ho aty Madagasikara
– FOTODRAFITRASA : Mampanantena fitokanana ny lalam-pirenena fafa-44 afaka herintaona ny filohan’ny Repoblika
– BAOLINA KITRA : Ny 12 sy 17 novembre no hanatanterahina ireo lalao roa hifanandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefanta ivoarianina