– HETSIKA POLITIKA – Nanohy ny diabe teny Andranomena ireo vondron’ny kandidà androany
– KRIZY – Manome 72 ora an’ireo rehetra voakasika ny SSM hiverenana an-databatra boribory ary milaza ny hitokona raha tsy mivaha ny krizy izay misy ankehitriny
– BASKETBALL – Ekipa dimy no hiady ny laharana fahaetra hiakarana amin’ny « Final four »
– HERINARATRA – Nohon’ny orana narahin-kotroka ny tolak’andro teo no nahatonga fahatapahan-jiro niverimberina teto Antananarivo sy ny manodidina
