VAOVAO – MINUTE FLASH 23 SEPTAMBRA 2020

Affiche YouTube

– TONTOLO IAINANA : Nanatanteraka fitsidihana tampoka tao amin’ny orinasal QMM ao Tolagnaro ny minisitry ny tontolo ainana
– FANDAMINANA : Noesorina ireo fiara tsy mandeha intsony manelingelina ny fifamoivoizana
– VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy, olona 31 vaovao voan’ny coronavirus