VAOVAO – MINUTE FLASH 24 APRILY 2023.

– FIFIDIANANA – Mbola maro ireo anarana mpifidy tsy tafiditra ao amin’ny tranokalan’ny voamiera mahaleo tena misahana ny fifidianana
– FAHASALAMANA – Miisa 34 ny olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 tamin’ny herinandron’ny 15 Aprily hatramin’ny 21 Aprily
– FANDRIAM-PAHALEMANA – Rongony 40 gony tra-tehaky ny zandarimaria tao Manakara sy ny kaominina manodidina.
– FITSARANA – Nahitan’ny minisitry ny Fitsarana lesoka ny fitantanana ny fonja ao Antanimora, hoy ny minisitera