VAOVAO – MINUTE FLASH 24 APRILY

– FISOKAFAN’NY FIANGONANA : Alaina eny Ivato ny fahazoan-dalana manokana
– CORANAVIRUS : Niampy iray ireo marary, telo ireo sitrana (01 ora tolakandro)
– MPIOMPY MADINIKA : Nanokafana tsena eny Nanisana anampiana azy ireo