VAOVAO – MINUTE FLASH 24 FEBROARY 2023

– FIZAHAN-TANY : Mandray anjara amin’ny Salon international du tourisme any Budapest renivohitr’i Hongrie i Madagasikara
– VATOVAVY : Hatomboka ny asa fananganana ny hopitaly manara-penitra ao Mananjary, hoy ny Filoha Andry Rajoelina
– RUGBY : Ny fihaonana eo amin’ny COSFA sy ny JSTA Ambondrona no hanokatra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara ny alahady izao
– POLITIKA : Tsy tanteraka ny hetsiky ny antoko Tiako i Madagasikara saika atao tetsy amin’ny Magro Behoririka