– FITSARANA : Mpianatra ho mpitsara izay hianatra asa nanao fihanianana teo anatrehan’ny Fitsarana Tampony.
– FIFAMOIVOIZANA : Tokony hijanona tsy hampiasa ny lalam-pirenena ny mpamily raha misy fiakaran’ny rano mandifotra ny arabe
– ANOSY : Fifanaovan-tsonia teo amin’ireo mpanjono sy ireo mpampiasa harena voajanahary niaraka tamin’ny orinasa QMM
– BAOLINA KITRA : I Mozambique no hihaona amin’i Madagasikara amin’ny ampahefadalan’ny CHAN ny 28 Janoary ao Constantine
