-FIFAMOIVOIZANA – Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy ilay mpamily taxibe voalaza fa nahafaty olona tetsy Mahamasina
-FITANTANANA NY TANANA – Nangataka ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana ny Praiminisitra ny amin’ny toe-draharahan’ny kaominina
-POLITIKA – Ao aorian’ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana vao hisy fifidianana hoy ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana
-FIFAMOIVOIZANA – Tapaka ny lalampirenena RN6 vokatry ny fihotsahan’ny làlana eo anivon’Ankaramihely Ankaramibe
