VAOVAO – MINUTE FLASH 24 JOLAY 2023

– FITATERANA – Hampiakatra ny saran-dàlana ho 800 ariary ireo mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra, mivondrona ao amin’ny UCTU amin’ny fiandohan’ny volana Aogositra
– ANGOVO – Tokantrano miisa 1.000 no kendrena hisitraka an’ilay tetikasa « branchement mora » ao Mananjary
– LALAON’NY NOSY – Mpanao fanatanjahantena miisa 452 no handrafitra ny delegasiona avy ao amin’ny nosy La Réunion
– ZANDARIMARIAM-PIRENENA – Mpiofana zandary 393 tao amin’ny sekoly ambony zandarimariam-pirenena tao Moramanga no navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany