INDOSTRIA – Hatsangana alohan’ny faran’ny taona eto Madagasikara ny orinasa manambatra fiara
VALANARETINA – Niampy iray ny matin’ny coronavirus, 63 ny tranga vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
FAHA-60 TAONAN’NY FAHALEOVAN-TENA – Efa mikenonkenona ny mpikarakara, madio tanteraka Analakely sy ny manodidina, manao famerenana ny andian-tafika