– ANDRIM-PANJAKANA : Mpitsara lehilahy roa sy mpitsara vehivavy roa no nalefan’ny Antenimera roa tonta any amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana
– VALANARETINA : Olona roa no matin’ny Covid-19 omaly talata, 162 ny tranga vaovao
– BAOLINA KITRA : Lavon’ny Walya-n’i Ethiopie tamin’ny isa 4 noho 0 ny Barean’i Madagasikara.

