– BAOLINA KITRA – Teti-dratsy hanilihana an’i Ahmad tsy ho lany intsony ho filohan’ny CAF ny sazy nomen’ny Fifa, hoy Siteny Randrianasoloniaiko
– ANTENIMIERAM-PIRENENA – Nahemotra indray ny tatitra tokony hataon’ny kaomisiona manokana misahana ny fiampangana eo anivon’ny fitsarana avo
– TOETRANDRO – Hisy ny fiakaran’ny hafanana mihoa-pampana amin’ity herinandro ity

