VAOVAO – MINUTE FLASH 24 NOVAMBRA 2022

– FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – Nandray anjara tamin’ny filan-kevitry ny minisitrin’ireo Fanjakana mivondrona ao amin’ny Fikambanan’ny firenena manamorona ny Ranomasimbe Indiana i Madagasikara.
– RAFI-PITSARANA – Voatendry ho Tonia mpampanoa lalàna eo anivon’ny Fitsarana tampony, na Procureur général près la Cour Suprême, i Benjamin Alexis Rakotomandimby.
– FARITRA SAVA : Hisokatra amin’ny faha-29 Novambra ny fotoam-piotazana letisia
– COP19 CITES : Afaka miroso amin’ny fampiasana eto an tanindrazana ireo hazo voamboana tsy ara-dalàna nogejaina ny fanjakana, hoy ny ministeran’ny Tontolo iainana.