FIFIDIANANA : Miantso ny mpisehatra politika eto Madagasikara ny hanatanterahana fifidianana anaty fitoniana, mangarahara, handraisan’ny rehetra anjara sy eken’ny rehetra ny solontenan’ny firenena mikambana eto Madagasikara
FIFIDIANANA : Manodidina ny 78%-ny kara-pifidianana no efa voazara amin’izao fotoana izao
BASKETBALL : Iray vondrona amin’ny CFV-Beira avy any Mozambika sy ny City Oilers avy any Oganda ny Cospn mandritra ny Elite 16 hiakarana amin’ny BAL
FAMOKARANA : Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny tetiandrom-pambolena 2023-2024
