VAOVAO – MINUTE FLASH 25 Aogositra 2020

– FANAMPIANA – Nanamarika ny fanombohana ofisialin’ny fampindramam-bola Tsinjo Fameno ny filohan’ny Repoblika
– VALAN’ARETINA – Tsy misy ny maty 73 kosa ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny Coronavirus.
– FITSARANA – Hiverina amin’ny Alatsinainy ireo raharaham-pitsarana ny ady madio eo anivoan’ny fitsarana ambaratonga voalohany sy ambaratonga ambony eto Antananarivo