VAOVAO – MINUTE FLASH 25 APRILY 2023

– BAOLINA KITRA – Hanao fitsapana ao amin’ny klioba Paris FC i Zakanirina Rakotoasimbola
– FANAMBOARANA – Ho tapaka ny fifamoivozana eo amin’ny tetezan’ny Tanjombato ny alarobia 26 aprily sy ny 27 aprily
– KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Mpiofana ho mpanabe amin’ny ankizy sy tanora ara-panatanjahan-tena 37 nahavita fiofanana
– FITATERANA – Lalamby mirefy 16 km sy lalana 12 km mihazo ny distrikan’i Ikongo no nasiana fanamboarana ho fanatsarana ny fifamezivezena makany amin’ity distrika ity