VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– ANTENIMERAN-DOHOLONA – Notontosaina androany alatsinainy ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filohan’ny Antenimeran-doholona teo aloha sy vaovao
– BESAKAY/AMBATONDRAZAKA – Olona 18 no voasambotry ny mpitandro ny filaminana noho ny famonoana sy fandratrana zandary
– FAMATSIANA – Vary 7000 taonina nohafaran’ny fitondram-panjakana no tonga tany Toamasina hahafahana manamarina ny vidim-bary eny an-tsena