-FANAJARIANA NY TANY – Nanome toromarika ny filoham-pirenena ny amin’ny tsy fahafahana mangataka tanim-panjakana intsony
-PARLEMANTA – Mampiantso fivoriana tsy ara-potoanan’ireo Antenimiera roa tonta ny governemanta manomboka ny alatsinainy 29 Janoary
-FIFAMOIVOIZANA – Tapaka tanteraka ny làlana ao Ankaramihely Ankaramibe amin’ny lalam-pirenena faha-6, any an-toerana ny ministry ny Asa vaventy mitady vahaolana hamerenana ny fifamoivoizana
-BAOLINA KITRA – Tafita amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalan’ny CAN i Côte d’Ivoire, raha nihintsana kosa i Alzeria sy i Tonizia ary i Ghana
