VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JOLAY 2023.

– BAOLINA KITRA – Gaborone United avy ao Botswana no hifandona amin’ny Elgeco plus amin’ny fihodinana voalohany amin’ireo lalao savaranon’ando amin’ny fiadiana ny amboaran’ny CAF
– FAMPIANARANA AMBONY – Hiara-hivory ny sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra, Seces, sy ireo solotenan’ny mpianatra eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny alarobia 26 Jolay izao
– FAMBOLENA – Mpitsirika sy mpanara-maso ny masomboly vaovao miisa 22 no nahavita ny fianianany
– LANONANA – Nampahafantarina androany ny tetikasa TADY, na TAntsoroka ho an’ny Diaspora