VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JONA 2020

– CORONAVIRUS – 18 tamin’ireo 42 voalaza fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus androany alakamisy no marary mafy
– RAHARAHAM-PANJAKANA – Tokony hampitoviana ny kara-pokontany manerana ny Nosy hoy ny filan-kevitry ny minisitra
– FANAMARIHANA TSINGERIN-TAONA – Haseho ampahibemaso mandritra ny matson’ny 26 Jona ireo rafitra vaovao eo anivon’ny foloalindahy