VAOVAO – MINUTE FLASH 25 MAY 2023

TONTOLO IAINANA : Homena tany amin’alalan’ilay tetikasa « titre vert » ireo mpifindra monina mamboly ao amin’ny faritra arovana Menabe-Antimena
RUGBY : Niakatra eo amin’ny laharana faharoa i Madagasikara amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika vehivavy
TAFIKA : Nankalaza ny faha-100 taonany androany ny Sekoly Miaramilam-Pirenena, nanatrika ny fankalazana ny filoha Andry Rajoelina
SIDINA : Hiverina hihazo an’i Madagasikara ny kompaniam-pitaterana an’habakabaka Corsair manomboka ny 27 Jona ho avy izao