– FAMBOLENA – Hanampy ny any Atsimon’ny Nosy amin’ny fiantohana ny masomboly ny Sampan-draharahan’ny Firenana mikambana momba ny sakafo sy ny fambolena (FAO)
– COVID-19 – Vaksiny Janssen miisa 336 000 fatra no tonga teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato androany alatsinainy
– FITATERANA AN’HABAKABAKA- Malagasy monina teto fa taraiky tany ivelany ny 95 tamin’ireo mpandeha 146 tamin’ilay sidina voalohany taorian’ny fihibohana izay nitondra mpandeha sy entana ny sabotsy lasa teo.
