VAOVAO – MINUTE FLASH 25 OKTOBRA 2022

– RAHARAHAM-BAHINY : Manamafy ny fahavononan’i Madagasikara hamerina ny Nosy Malagasy ny ministry ny raharaham-bahiny mpisolo toerana
– TSY FANJARIAN-TSAKAFO : Kaominina sivy amin’ny 17 no tratran’ny fahasahiranana ara-tsakafo any Ikongo hoy ny BNGRC
– FITSARANA : Hanao fivoriambe ny alarobia izao ireo mpiraki-draharaha hiresahana ny momba ny hetsika ataon’izy ireo
– TAMBERIN’ANDRAIKITRY NY ORINASA – Nanolotra fanohanana ho an’ny sekoly telo ao amin’ny kaominina ambanivohitra Manambaro ny ONG Bovima sy ny Inviso Group