VAOVAO – MINUTE FLASH 25 SEPTAMBRA 2023

FAMPIANARANA AMBONY : Nanapa-kevitra ny hamarana ny taom-pianarana ny 31 oktobra izao ny filan-kevitra siantifika eny anivon’ny Oniversite an’Antananarivo
FANABEAZANA : Ankizy folo mendrika indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE, isaky ny boriboritany amin’ireo enina eto Antananarivo Renivohitra, no nahazo mari-pankasitrahana sy fitaovam-pianarana
FAHASALAMANA : Hanao fizaham-pahasalamana maimaimpoana any Fenoarivo Atsinanana ny Médecins de l’océan Indien
BAOLINA KITRA : Fantatra ireo ekipa efatra hiatrika ny « poule des As » hiakarana amin’ny Pro League