VALANARETINA : Olona iray no namoy ny ainy, 51 ireo tranga vaovao voatily fa tratry ny Covid-19 ny 17 hatramin’ny 23 Desambra
MAHAJANGA : Mpamongady roa sy toeram-pivarotana lehibe iray nahitana entana lany daty.
JONO – Mikatona ny fanjonoana sy ny fivarotana oratsimba amin’ny ilany Atsimo sy Atsimo-Atsinanan’ny Nosy
FETIN’NY NOELY : Olona telo no namoy ny ainy nandritra ny faran’ny herinandro raha ny tatitry ny hôpitaly HJRA
