VAOVAO MINUTE FLASH 26 DESAMBRA 2023

FETIN’NY NOELY – Olona 49 no naiditra hopitaly tetsy amin’ny HJRA, miisa roa ireo namoy ny ainy
FETIN’NY NOELY – Miisa 65 ireo olona voasambotra teto Antananarivo nandritra ny roa andro, faty efatra kosa no hita
ANGOVO – Misy fikorontanana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny Tambazotra iraisan’Antananarivo, hoy ny Jirama
BASKETBALL 3×3 – Firenena 15 ankoatra an’i Madagasikara no hiady ireo tapakila telo farany amin’ny Lalao olaimpika Parisy 2024