– FAHASALAMANA : Marary 25 hatramin’ny 50 isan’andro no afaka hisitraka ny fitsaboana amin’ny alalan’ny radiothérapie ao amin’ny hôpitaly Befelatanana
– FITATERANA : Mbola tsy mieritreritra ny hanokatra ny sisin-tany amin’ny sidina ara-barotra i Madagasikara –
-FIHETSIKETSEHANA : Mangataka an’i Soamandrakizay hanaovana tatitra amin’ny faha-6 Martsa ny solombavambahoakan’ny mpanohitra

