-ANTANANARIVO – Olona 80 no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizaina tamin’ny taona 2023
-LALANA TAPAKA – Mandroso ny asa fametrahana tetezam-by ao Ankaramihely
-TONTOLO IAINANA – Zanakazo miisa 700.000 no novolena manerana ny Nosy nandritra ny fanokafana ofisialy ny taom-pambolen-kazo
-TOETR’ANDRO – Foana ny filazana fampitandremana momban’ny habetsaky ny rotsak’orana manerana an’i Madagasikara
