-BAOLINA KITRA – Tsy mandoa Visa ireo mpanohana ny Barea avy any Eoropa mikasa ho any Algerie ny sabotsy izao
-TOETR’ANDRO – Kaominina 18 nahazo fampitandremana loza manambana amin’ny fiakaran’ny renirano Sisaony
-FIFAMOIVOIZANA – Natomboka androany tao Manjakandriana ny fanamboarana ireo lalan-dratsy amin’ny RN2
-FIFANDRAISANA IRAISAMPIRENENA – Nahazo fanohanana 534 tapitrisa dolara i Madagasikara
