– VALANARETINA : Hiroso amin’ny fijerena sy fampiasana ireo vaksiny mahatohitra ny « variant » misy eto Madagasikara ny governemanta
– VALANARETINA : Olona sivy namoy ny ainy, olona 190 vaovao mitondra ny tsimokaretina covid-19
– FAMPIANARANA AMBONY – Mitsahatra amin’ny ampahany ny asa fampianarana sy ny hetsika ara-panatanjahantena eo anivon’ny Oniversiten’Antananarivo

