– BASKETBALL – Ho tontosaina eto Madagasikara ny fampivondronana fahatelo ho an’ny Ankoay lehilahy latsaky ny 19 taona
– FIFANDRAISANA – Faritra telo no handray ny fankalazana ireo andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra amin’ity taona ity
– TONTOLO IAINANA – Mponina manodidina 150.000 no kendrena hisitraka ilay andiany faha-enina amin’ilay tetikasa iadiana amin’ny nofon-tany amin’ny riaka
– FANDRAHARAHANA – Nisokatra androany ny masoivoho vaovaon’ny Mvola
