-FINOANA – Diso ny filazana fa manaiky ny fanambadian’ny olona mitovy fananahana ny Papa hoy ny Kardinaly Désiré Tsarahazana
-TONTOLO IAINANA – Tsy nisy trangana afo tao amin’ny valanjavaboaharin’Ankarafantsika nandritra ny dimy volana
-ASAM-PANJAKANA – 11 000 tapitrisa Ariary no mety ho voatahirin’ny fanjakana noho ny fitsirihana ireo mpiasam-panjakana mandray vola tsy amin’antony

