VAOVAO – MINUTE FLASH 26 SEPTAMBRA 2023.

– POLITIKA : Tsy ho afaka ampiasain’ireo kandida 11 ny lapan’ny fanatanjahan-tena Mahamasina ny zoma 29 septembra
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Hisy tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana eny anivon’ny hopitalim-panjakana ny 28,29,30 septembra
– TOERAM-PONENANA : Napetraka androany 26 septembra ny vato fototra ho mariky ny fanombohan’ny asa fanamboarana ny toeram-ponenana vaovao eny Andavamamba
– FAMPIANARANA AMBONY : Miverina misokatra androany 26 Septambra ny fampianarana eny amin’ny Faculté des Arts, lettres et sciences humaines