VAOVAO MINUTE FLASH 27 APRILY 2023

– TETIKASA – Nizara sakafo sy fanampiana ho an’ireo mpianatra ao amin’ny EPP Anosibe ny ONG Inviso sy ny Total Energies
– KALY MALAGASY – Sakafo malagasy isankarazany aranty eny Antaninarenina
– TSENAM-BOKY – Nifandrombahana ireo boky namidy tetsy amin’ny Institut français de Madagascar androany
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy lalana tapaka eo Analakely rahampitso zoma 28 Aprily maraina.