-TOETR’ANDRO – Misy tangoron-drahona mila arahi-maso ao amin’ny lakandranon’i Mozambika
-FIFANDRAISAN-DAVITRA – Efa voasoritra ny lalan-kombana amin’ny fampiroboroboana ny nomerika ho amin’ny dimy taona manaraka
-FAMATSIANA ANGOVO – Amin’ny volana Febroary 2024 no ho vita ny tobim-pamokarana herinaratra amin’ny solika mavesatra 105 Mégawatts ao Ambohimanambola
-VAROTRA – Mahatratra 370 510 taonina ny vary nafaran’i Madagasikara nandritra ny folo volana voalohan’ny taona 2023
