VAOVAO – MINUTE FLASH 27 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– LOZA : Olona iray no maty, olona fito farafahakeliny no naratra vokatry ny fihotsahan’ny trano misy asa fanitarana teny Anosizato Atsinanana
– FIHETSIKETSEHANA : Mpianatra dimy no notanana am-ponja vonjimaika taorian’ny korontana tao amin’ny Oniversiten’Antsiranana ny alatsinainy alina teo
– FANONDRANANA ENTANA : Toaka gasy sy vato tsy ara-dàlana saron’ny mpitandro ny filaminana tany Vinaninkarena Antsirabe