– FIFIDIANANA – Notanterahina androany alakamisy ny fihaonana fahatelo nokarakarain’ny Ceni amin’ireo mpisehatra amin’ny fifidianana
– ANTANANARIVO – Mbola baraingo hatreto ny mety ho fiakarana na tsia ny saran-dalan’ny taxibe
– FINOANA – Manatanteraka fihaonam-be eto Antananarivo mandritra ny efatra andro ireo ankizy avy amin’ny fiangonana katolika manerana ny Nosy
– KOLONTSAINA – Hotokanana ny alahady 30 Jolay izao ny Kianjan’ny hiragasy eo Anosy
