FIFIDIANANA : Fitoriana miisa sivy mahakasika ny voka-pifidianana navoakan’ny Ceni no voarain’ny Fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana
PARLEMANTA : Niverina nanomboka androany alatsinainy ny fivorian’ireo solombavambahoaka eny amin’ny Antenimierampirenena
BASKETBALL : Laharana fahaefatra ny COSPN nandritra ny Elite 16 Road 2 BAL ka tsy tafita hiatrika ny dingana famaranana
ASA SORATRA : Namokatra boky mirakitra ny tantaran’ny vola malagasy ny Banky foiben’I Madagasikara
