VAOVAO – MINUTE FLASH 27 SEPTAMBRA 2023

FIFIDIANANA : Nigadona eto Antananarivo ireo iraka manokan’ny Firenena mikambana hanaramaso ny fizotran’ny fikarakarana ny fifidianana eto Madagasikara
FIFIDIANANA : Miantso ny hitohizan’ny fifampihainoana amin’ny samy Malagasy ny FFKM taorian’ny fihaonana tamin’ireo kandidà 12
FANKALAZANA : Hetsika maro no ho tanterahina ho fanamarihana ny fah-62 taonan’ny Polisim-pirenena
RAHARAHAM-PANJAKANA : Notanterahana teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely androany ny fanombohana ofisialy ny tetikasa “Territoire Numérique en Transition”