VAOVAO MINUTE FLASH 28 AOGOSITRA 2023

FIFANOSEHANA TENY MAHAMASINA : 20 ireo olona mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaly HJRA
ANTSIRABE : Notokanana ho mozea androany alatsinainy 28 Aogositra ny trano nahaterahan’ny filoha Andry Rajoelina tao amin’ny Akademia miaramila
ANGOVO : Mponina miisa roa tapitrisa no hisitraka herinaratra avy amin’ny orinasa JIRAMA, amin’ny alalan’ny tetikasa LEAD 400 activités sy ny PDDR-CERC
TOE-KARENA : Nivoaka androany ny rakibolana misy ny dika teny malagasy ireo voambolana teknika sy ara-ekonomika fampiasa andavanandro