VAOVAO – MINUTE FLASH 28 APRILY

– CORONAVIRUS : Olona fito sitrana, tsy nisy marary vaovao (1 ora tolakandro).
– TAMBAVY COVID ORGANICS : Profesora telo no voatendry ho mpitondra-teny hanazava ny mahakasika azy.
– TSY FANAOVANA ARO VAVA : Miisa 881 ireo voasazy omaly 27 aprily