– RAHARAHA VARY SIMBA – Olona fito notanana am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Marofoto ao Mahajanga
– FIADIDIANA NY REPOBLIKA – Hanao ny kabary famaranana ny taona sy firarian-tsoa noho ny taona vaovao i Andry Rajoelina ny 31 Desambra
– FAMATSIANA RANO – Vita ny fanarenana ilay lava-drano hamatsy rano an’Ankatso 1
– FIFAMOIVOIZANA – Ho tapaka mandritra ny alina ny lalam-pirenena faha-4 eo amin’ny tetezan’Antanambao Andranolava manomboka androany alakamisy
