JIRAMA : Haharitra adiny ‘folo ny fahatapahan-jiro eny faritra Ankatso, Mandroseza, Androndra, Tanjombato, Andoharanofotsy, Itaosy, ny tanàna manamorona ny lalam-pirenena voalohany voalohany hatrany Soavinandriana
LALAON’NY FRANKOFONIA : Hiaka-tsehatra manomboka rahampitso ny atleta malagasy
FITATERANA : Efa voavalin’ny fangatahan’ireo mpitondra fiara vaventy eny amin’ny lalam-pirenena faharoa, nofoanan’izy ireo ny fikasana hanatanteraka fitokonana
KOLOTSAINA : Mahazaka olona 700 ilay kianjan’ny hiragasy eny Ampefiloha izay ho tokanana ny alahady izao
