– BAOLINA KITRA – Nilaza ny hanatsahatra ny fifanarahany amin’ny FMF ny tsy hanazatra intsony ny Barea i Nicola Dupuis
– VONJY AINA – Naharay fanamiana avy amin’ny sampana mpamonjy voina any Haut Vienne Frantsa ny kaominina Antananarivo renivohitra
– ZOTRA AN-DALAMBY – Tsy maiintsy tratra mialohan’ny volana aogositra ny fiverenan’ny zotra FCE
– FITATERANA – Miverina misokatra ny lalana mampitohy an’Ankadimbahoaka sy By Pass
