VAOVAO – MINUTE FLASH 28 NOVAMBRA 2022

– FAHASALAMANA : Manentana ny mponina hanamafy ny fiarovan-tena ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka manoloana ny fiakaran’ny isan’ny olona voan’ny covid-19
– FAMPANDROSOANA : Fotodrafitrasa maro any Manakara no notokanan’ny filoha Andry Rajoelina.
– FITATERANA : Hiverina hisokatra alohan’ny faran’ny taona ny zotran-dalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy i Manakara.
– FANATANJAHANTENA : Norombahin’ny Akio juniors ny amboran’ny IHF Trophy amin’ny taranja handball ao anatin’ny faritra faha-7-n’i Afrika.